Schatzkiste 

Forum

Hier möchten wir geben und auch hier werden wir entnehmen... 

Eto isika no mifampizara sy mifanolon-kevitra.... 

Diese Schatzkiste steht allen zur Verfügung, die sie brauchen oder die sie ergänzen möchten*

Sehatra natokana ho an'ny tsirairay izay mitady sy vonony hanampy ny eto*

Wir sind bemüht Euch auf dem aktuellsten Stand zu halten doch bitte beachtet, dass die hier eingetragene Informationen, mit Vorbehalt jegliche Aktualisierungen eingetragen worden sind. 

Na dia miezaka foana aza izahay ny hanome anareo ny vaovao farany dia ialana tsiny  ialana fondro, raha sendra misy ireo fiovana zay sendra tsy arakay. Ary dia efa hisaorana mialoha anareo ny fampahafantarana sy ny fanitsiana ataonareo aty aminay. 

Vielen Dank für Euer Verständnis auch für Eure Hinweise falls Euch etwas auffällt 

*sakaizamalagasyverein@gmail.com 


Viel Spaß beim Stöbern und viel Erfolg! 

Mazotoa daholo mikaroka ary mirary SOA hoan-tsika rehetra!

 Wegweiser

Tadidio ry havana fa isika dia manana ny atao hoe:

https://www.oesterreich.gv.at/themen/leben_in_oesterreich.html

raha momba ny lalàna sy ny zon'ny tsirairay misy eto no tianareo ho fantatra. Nefa moa raha misy olana manokana na cas spécifique dia ny manantona ny birao tahaka ny "Helping Hands" no mety indrindra

https://www.helpinghands.at

Jobs

Ny fitadiavana asa eto dia manomboka amin'ny fanamboarana Lebenslauf na CV.  Maro ireo tranonkala  manampy amin' izany. Nefa raha misy azonay hanampiana dia anorato izahay. Misy an'ireto tranokala vitsivitsy manaraka ireto ohatra afaka hitadiavana asa : 

https://www.karriere.at

https://job.kurier.at/jobs

https://www.derstandard.at/karriere 

 Ny manaraka an' izay indray dia efa voazara ao ihany ny karazana asa misy koa izay afaka  hahitana ny mahasoa, ary tsara raha jerevana  isan'andro, ka vao mahita iray mety dia tonga dia hanoratana foana.

Ny tena tsara hanantonana rehefa misy fanontaniana momban'ny zo momba ny asa eto Aotrisy dia:

https://wien.arbeiterkammer.at/index.html



Wohnen

Ny fitadiavana trano indray dia mila mitandrina ihany. Satria io varotra io dia tena mora hamitahan'ny olona. Noho izany dia fidifidio tsara ny toerana hitadiavana annonce.

https://immo.kurier.at

https://www.immosuchmaschine.at/Oberoesterreich/Mietwohnungen/provisionsfrei

 Aza mandoa vola mihintsy aloha raha tsy mahazo hevitra avy amin'ny olona efa ela nipetraka teto na teratany eto. Na ireo aza mbola be no voa. 

Tsara foana nefa ny mijery amin'ireto toerana ireto satria eto amin'ireto tranokala ireto  matetika no misy mba moramora:

https://www.flatbee.at

https://www.flohmarkt.at/suche/mietwohnung/angebote

Tsara ihany koa ny mba mamaky itony toro-hevitra itony:

https://www.immowelt.at/r/tipps-fuer-vermieter.html



Gesundheit

Misy dia misy tokoa ny tranokala manome toro-hevitra momba ny fahasalamana. Ary izy io dia maro karazana ny zavatra mety ho ilaina koa dia aleo isika samy hametraka eto zay mba hitany sy fantany fa nety taminy.

Misaotra ô!

Momba ny fitsaboana nify: Moramora kokoa ny mankany amin'ny Zahngesundheitszentren ao amin'ny Gebietskrankenkasse noho ny mankany amin'ny dokotera mpitsabo nify. Satria ry zareo dia ny nécessaire ihany no ataony.

https://www.wgkk.at/cdscontent/?contentid=10007.747392&viewmode=content

Ho an'ireo zay mitady filaminan-tsaina. Nefa misy birao socialy ihany koa ao zay manohana sy manoro hevitra ireo zay marariny.

https://www.esra.at


Ausbildungen

Ankoatry ny  Oniversite dia maro ny fomba ahazoana diplaoma na traikefa eto an-toerana. 

https://www.bfi.wien/kursangebot

https://www.wifiwien.at

Tsara foana aloha ny manantona an' ito toerana ito hoan'ireo zay eto Vienne, mba ahafahana mahazo toro-hevitra manokana

https://www.waff.at

https://www.wko.at



Erstellen Sie Ihre Webseite gratis! Diese Website wurde mit Webnode erstellt. Erstellen Sie Ihre eigene Seite noch heute kostenfrei! Los geht´s