Neujahrsempfang des SAKAIZA Vereins 

Samstag 25.01.2020: Neujahrsempfang des SAKAIZA Vereins 

Der 2019 gegründete Verein SAKAIZA lud zahlreiche Gäste zu seiner ersten großen Veranstaltung für ein breiteres Publikum über die Vereinsmitglieder hinaus. Die Liste der Ehrengäste wurde angeführt von Frau Florence Isabelle Rafaramalala, die Geschäftsträgerin a. i. der Botschaft der Republik Madagaskar in Deutschland, auch für Österreich zuständig, die eigens für die Feier aus Berlin angereist ist , und von Herrn Thomas Krapfenbauer, dem ehemaligen Honorarkonsul der Republik Madagaskar. 

 

Die Feier bot unter anderem Tanzvorführungen aus einigen Regionen Madagaskars, gemeinsamen Gesang und Tanz und eine große Palette von landestypischen Gerichten. Den Höhepunkt des Abends bildete eine Tombola, mit einer Flugreise nach Madagaskar (Antananarivo oder Nosy-Be) als Hauptpreis, über den sich die Gewinnerin Frau Elie Divjak freuen konnte. 

Nanamarika izany fety izany koa ny fisian'ny TOMBOLA izay nahazoan'i Ramatoa Elie Divjak ny loka voalohany, tapakilam-piaramanidina avy eto Vienne mankany Madagasikara (Antananarivo na Nosy-be). Noho ny fiaraha-miasa misy eo amin'ny fikambanana SAKAIZA  https://www.facebook.com/Association-Sakaiza-109292767166967/ sy ny Ethiopian Airlines (https://www.ethiopianairlines.com/mg/fr) moa no nahafahana nanatanteraka izany, ary mbola isaorana hatrany ny Ethiopian Airlines.

Fifampiarahabana tratry ny taona nataon'ny fikambanana SAKAIZA eto Aotrisy tamin'ny 25 janoary 2020

Hetsika lehibe voalohany nataon'ny fikambanana SAKAIZA eto Aotrisy tamin'ny asabotsy 25 janoary 2020 lasa teo: Fifampiarahabana tratry ny taona izay nanasana olona maro teto an-toerana ary natrehan'i Andriamatoa Thomas Krapfenbauer, Konsily honorera taloha teto Aotrisy, sy Ramatoa Rafaramalala Florence Isabelle, Mpiandraikidraharaha Mpisolo toerana avy amin'ny Masoivoho, izay isaorana manokana nahafoy fotoana sy nanome voninahitra an'izany fety izany. Naseho tamin'izany ny dihim-paritra avy any Madagasikara, narahina hira sy dihy ary sakafo sy zavam-pisotro isan-karazany.

Dieser tolle Preis war möglich durch die Zusammenarbeit des Vereins SAKAIZA mit Ethiopian Airlines , denen an dieser Stelle nochmals für die Kooperation gedankt sei.

SAKAIZA wünscht allen nochmals ein Frohes Jahr 2020 und dankt für das Interesse und die Mithilfe bei dieser gelungenen Veranstaltung! Ein kurzer Bericht mit Bildern sind auf der Webseite der Botschaft der Republik Madagaskars zu finden: https://www.botschaft-madagaskar.de/de/diaspora/neujahrsempfang-des-sakaiza-vereins-in-oesterreich-am-25-januar-2020/

Mbola mamerina hatrany ny firariantsoa ho an'ity taona 2020 ity sy ny fisaorana mitafotafo an'ireo izay nanatrika ny fety!

Misy sary vitsivitsy sy tatitra kely momba ny fety afaka hita ao amin'ny tranokalan'ny masoivohon'ny Madagasikara ao Berlin izay isaorana indrindra namoaka izany:  https://www.botschaft-madagaskar.de/fr/en-general/reception-du-nouvel-an-de-lassociation-sakaiza-en-autriche-le-25-janvier-2020/

Erstellen Sie Ihre Webseite gratis! Diese Website wurde mit Webnode erstellt. Erstellen Sie Ihre eigene Seite noch heute kostenfrei! Los geht´s