SAKAIZA

Ny Fikambanana SAKAIZA dia fikambanana iray nijoro tamin´ny 22 Aogositra 2019 tao Vienne-Autriche izay noforonina Vondrona Malagasy maromaro monina aty antoerana.

Der Verein SAKAIZA wurde am 22. August 2019 mit Sitz in Wien gegründet. Vereinsgründer sind Madagassen, die in Österreich wohnen. 

Ireto avy ny tanjona ao anatin´ny fikambanana:

  • fanohanana sy fankaherezana ny fifandraisan´ireo Malagsay monina eto Aotrisy sy ny fifakalozana samihafa iarahana amin´ny fanjakana malagasy,
  • fampahafantarana ny kolontsaina Malagasy aty Aotrisy amin´ny alalan´ireo hetsika samihafa izay azo karakaraina toy ny fanaovana hetsika arakoltoraly sy fandraisana anjara amin´ireo foara izay mety hampahafantarana an´i Madagasikara eo amin´ny lafiny maro2 toy ny zava-kanto, tontolo iainana sy fizahan-tany, koltoraly,
  • fifanakalozan-kevitra sy traikefa eo anivon´ireo samy Malagasy efa nonina ela sy ireo vao tonga eto Aotrisy mba hahafahana hiatrehana ny fiainana sy fomba fiainana aty Aotrisy (Intégration) sy hiaraha-mamaha ireo olana izay mety hitranga.

Taotrano tsy vitan´irery ary ny firaisankina no hery ka manainga atsika rehetra izay vonona izahay, tsy mialonjafy ny fikambanana ary vonona handray izay hevitra rehetra avy any aminareo hananterahana ireo tanjona ireo.

Alefa ry Malagasy!

Misaotra tompoko!

Was möchte SAKAIZA erreichen?

  •  Die Kommunikation unterstützen und stärken zwischen den Madagassen in Österreich untereinander und den madagassischen Behörden.
  • Einen Raum für diesen Erfahrungsaustausch schaffen und auch, um die Österreichische Kultur besser kennen zu lernen oder um eine Lösung für sämtliche Schwierigkeiten gemeinsam zu finden. Und so die Integration der Madagassen in Österreich zu erleichtern.
  • Als Informationsstelle der Madagassischen Kultur in Österreich aber auch zur Bekanntmachung dieser mittels Teilnahme an verschiedenen Arten von Veranstaltungen, Ausstellungen (Kunst, Umwelt, Tourismus), uvm.

Ein Haus baut sich nicht von allein, auch eine einzelne Person schafft es nur schwer. Zusammen sind wir stärker. Wir freuen uns über Eure Teilnahme und über jedes Feedback oder Vorschlag Euerseits zum guten Gelungen unserer Ziele.

Herzliches Dankeschön!

Erstellen Sie Ihre Webseite gratis! Diese Website wurde mit Webnode erstellt. Erstellen Sie Ihre eigene Seite noch heute kostenfrei! Los geht´s